plt_tn/psa/108/009.md

586 B

Tavindrano fanasako Moaba

Andriamanitra miteny an'i Moaba ho tsy dia lehibe toy ny hoe tavindrano fanasana na mpanompo ambany. DH: "Tahaka ny koveta ampiasaiko amin'ny fisasana i Moaba"

eo amin'i Edoma no hanipazako ny kapako

Andriamanitra mety niteny ny fakana an'i Edoma ho fananana toy ny hoe manipy ny kapany eo amin'izany tany izany an'ohatra fotsiny Izy mba hampisehoana fa Azy izany. Kanefa Misy amin'ireo dika-teny sasany manana fomba filaza hafa. DH: "Alaiko ho fananana ny tanin'i Edoma" na "manipy ny kapako eo amin'ny tanin'i Edoma Aho mba hampisehoana fa Ahy izany"