plt_tn/psa/108/003.md

383 B

Fa lehibe ambonin'ny lanitra ny famindram-ponao ... mipaka eny amin'ny habakabaka ny fahamarinanao

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy. Mampitaha ny fahalehibiazan'ny famindrampon'i Yaveh sy ny fahamarinany amin'ny fahalehibiazan'ny haavon'ny lanitra ambonin'ny tany Ireo. DH: "lehibe mihoatra ny halaviran'ny lanitra amin'ny tany ny fampindrampo sy fahamarinanao"