plt_tn/psa/107/041.md

1009 B

Izy

"Fa Yaveh kosa"

mahantra

Izany dia manondro an'ireo olona mahantra. DH: "olo-mahantra" na "olona malahelo"

miahy ireo fianakaviany tahaka ny andian'ondry

Eto Davida dia mampitaha ny fomba hiahian'i Yaveh ny vahoakany amin'ny fomba hikarakaran'ny mpiandry ondry ny ondriny. Ireo mety ho heviny dia 1) "mampitombo ny isan'ny olona ao amin'ny fianakaviany tahaka ny andian'ondry" na 2) "mikarakara azy ireo tahaka ny mpiandry ondry mikarakara ny ondriny"

ny mahitsy

Izany dia manondro an'ireo olona izay miaina amin'ny fomba mahitsy. DH: "olo-mahitsy" na "olona manao izay marina"

ny faharatsiana rehetra

Eto ny olona ratsy fanahy dia tondroina ho "faharatsiana." DH: "ny olona ratsy fanahy rehetra"

hitampim-bava

Izany dia midika ho tsy fitenenana valiny. DH: "tsy hanan-kolazaina amin'ny famalian'i Yaveh"

handray an-tsoratra izany zavatra izany

Izany dia midika hoe mihevitra ny amin'ireo zavatra ireo. DH: "hihevitra ny amin'ireo zavatra ireo" na hahatsiaro ireo zavatra ireo"