plt_tn/psa/107/033.md

390 B

Mamadika Izy

"Yaveh manao"

noho ny faharatsian'ny olony

"satria ratsy fanahy ny olona izay monina ao"

Mamadika ny efitra ho farihin-drano Izy ary ny tany maina ho loharano maro

Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny fomba ampitosahan'i Yaveh rano any an'efitra. DH: "Manao loharano sy farihy marobe any amin'ny tany izay efa tany efitra hatrizay Izy"