plt_tn/psa/107/031.md

553 B

Hidera an'i Yaveh anie ny olona noho ny famindram-pony

"Aoka ny olona hidera an'i Yaveh satria tia azy ireo marina tokoa Izy" na "Tokony hidera an'i Yaveh ny olona noho ny fitiavany tsy mivadika." Eto ny teny "anie" dia ampiasaina hampitana faniriana lalina ho an'ny olona izay midera Azy. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:8.

hidera Azy ao amin'ny fitsaran'ireo loholona

"Rehefa miara-mipetraka ireo loholona." Ireo loholona niara-nipetraka mba hiresadresaka ao amin'ny fiarahamonina ny vaholana sy hanapakevitra ho an'ny fiarahamonin.