plt_tn/psa/107/028.md

498 B

Ka dia niantso an'i Yaveh tamin'ny fahoriany izy ireo

Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy amin'ny fahoriany"

izay ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro an'ireo tantsambo.

Nampitony ny tafio-drivotra Izy

"Nampijanona ny rivotra Izy"

nitondra azy ireo Izy

"nitarika azy ireo Izy"

ny morony nirian'izy ireo

"ny morony tian'izy ireo naleha"