plt_tn/psa/107/020.md

671 B

Nandefa ny teniny Izy ka nanasitrana azy ireo

Eto Davida dia mamaritra an'i Yaveh miteny ho mandefa ny teniny toy ny hoe izany no iraka. Ireo mety ho heviny dia 1) "Izy nandidy azy ireo ho sitrana dia sitrana izy ireo" na 2) "Nampahereziny izy ireo ary nositraniny"

Hidera an'i Yaveh anie ny olona noho ny famindrampony

"Aoka ny olona hidera an'i Yaveh satria tia azy ireo marina Izy" na "Tokony hidera an'i Yaveh ny olona noho ny fitiavany mahatoky." Eto ny teny "anie" dia ampiasaina mba hampitaina faniriana mafy ho an'ny olona mba hidera Azy.

fanati-pisaorana

"izay mampiseho fa feno fisaorana izy ireo"

amin'ny fihirana

"amin'ny fihirana momba ireny"