plt_tn/psa/107/017.md

624 B

Adala izy ireo tamin'ny fikomiana nataony

"Adala izy ireo raha nikomy tamin'i Yaveh"

ary ory

"ary nijaly." Ny marimarina kokoa dia orin'ny aretina. DH: "ary tonga narary izy ireo"

niha-nanakaiky ny vavahadin'ny fahafatesana izy ireo

Eto ny andalam-pahafatesana dia faritana ho toerana: "ny vavahadin'ny fahafatesana" DH: "efa ho faty izy ireo"

Ka dia niantso mafy an'i Yaveh izy ireo tamin'ny fahoriany

Izany dia midika fa mivavaka amin'i Yaveh izy ireo mba hanampiany azy ireo. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 107:4. DH: "Ka dia nivavaka tamin'i Yaveh izy ireo mba hanampy azy ireo amin'ny fahoriany"