plt_tn/psa/106/030.md

265 B

Dia nitsangana i Fineasa ka nirotsaka an-tsehatra

Nirotsaka an-tsehatra tamin'ny vahoaka i Fineasa, manafay azy ireo noho ny fahotany. Azo atao mazava tsara izany. DH: "Dia nitsangana i Fineasa mba hirotsaka an-tsehatra amin'ny vahoaka noho ny fahotan'izy ireo"