plt_tn/psa/106/013.md

636 B

tsy niandry ireo torolalany

Izany dia midika faizy ireo nanao zavatra tsy nisy fiandrasana izay tian'i Yaveh halehan'izy ireo. DH: "nanao zavatra tsy niandrasana ny torolalan'i Yaveh izy ireo"

Fatra-pila

"filàna izay tsy mety mahafapo"

nitady hihoatra an'Andriamanitra

"nikomy tamin'Andriamanitra"

handevona

"hahatratra" na "hak"

saingy nandefa aretina

Eto Davida miteny momba an'i Yaveh nahatonga ny olona ho ory noho ny aretina toy ny hoe Yaveh nandefa aretina ho any amin'izy ireo amin'ny fomba mitovy amin'ny olona iray maniraka olona na iraka iray. DH: "saingy nanao ny aretina handevona ny nofon'izy ireo Izy"