plt_tn/psa/106/010.md

704 B

Namonjy azy ireo tamin'ny tanana Izy ... ary nanavotra azy ireo tamin'ny tanana

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba hanamafisana fa Yaveh no nanavotra azy ireo tamin'ireo fahavalony.

ny tanan'ireo izay nankahala azy ireo

Eto ny "tanana" dia manondro fahefana na fifehezana. DH: "ny fahefan'ireo izay nankahala azy ireo" na "ny fifehezan'ireo izay nankahala azy ireo"

ny rano nandifotra ireo mpandrafy azy

Izany dia fomba mihaja hiresahana momba azy ireo safotry ny rano. DH: "nanafotra ireo fahavalony"

nino ny teniny izy ireo

Eto ny teny "izy ireo" dia manondro an'ireo "razambeny" ary ny teny "...ny" dia manondro an'i Yaveh.