plt_tn/psa/106/008.md

485 B

Na izany aza

"Kanefa"

noho ny amin'ny anarany

Eto "ny anarany" dia manondro an'i Yaveh. DH: "noho ny amin'ny lazany manokana"

nita ireo lalina, tahaka ny nita efitra

Eto Davida dia mampitaha ny fomba nitarihan'i Yaveh ny Israelita namakivaky ny ranomasina Mena amin'ny fomba nitarihana ny vahoaka nita ny tany mainan'ny efitra. "Ny lalina" dia manondro ny fandrian-drano izay niseho taorian'ny nizaràn'i Yaveh ny rano. DH: "namakivaky ny ranomasina Mena ambony tany maina"