plt_tn/psa/106/001.md

431 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Iza no hahatantara ireo asa lehibe nataon'i Yaveh ... ireo asany mendri-piderana?

Ny mpanoratra mametraka fanontaniana mba hiderana an'Andriamanitra ary tsy manantena valiny akory. DH: "Tsy misy mahatantara ireo asa maherin'i Yaveh ... ireo asany mendri-piderana."

ireo asany mendri-piderana?

"asa izay mendri-piderana"