plt_tn/psa/105/034.md

12 lines
788 B
Markdown

# valala maro be
"nisy valala maro be"
# Lanin'ny valala ny zava-maniry rehetra ... lanin'ireny ny volin'ny tany rehetra
Ireo andianteny roa ireo dia manana hevitra mitovy amin'ny ankapobeny ary ampiasaina miaraka mba ho fanamafisana. DH: "Lanin'ny bibikely ny zava-maniry rehetra sy ny voly rehetra tao amin'ny tany"
# Novonoiny ny lahimatoa rehetra tao amin'ny tany, ny voaloham-bokatry ny herim-pon'izy ireo rehetra
Eto ny andianteny faharoa dia momba ny "voaloham-bokatra" izay ampiasaina hamaritana ny "voalohan-teraka" ao amin'ny andianteny voalohany. DH: "Novonoiny avokoa ny voalohan-teraka rehetra tao amin'ny tanin'izy ireo, izay ny voaloham-bokatry ny herin'izy ireo rehetra" na "Dia novonoin'i Yaveh ny zanaka lahimatoa ao amin'ny isan-tranon'ny vahoakan'i Egypta" (UDB)