plt_tn/psa/103/006.md

317 B

manao ny asan'ny fahamarinana ho

"mampitranga ny rariny"

ny nampahoriana rehetra

Izay manao ny fampahoriana dia azo ambara mazava tsara. DH: "izay rehetra nampahorian'olona"

tamin'ny taranak'Israely ireo asany

"nampahafantariny an'ireo taranaka ny asany"

be famindra-po

"feno famindrampo sy fitiavana"