plt_tn/psa/097/012.md

531 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity andininy ity dia misy didy arahin'ny antony ho an'ilay didy. Raha mitady ny antony mifanaraka amin'ny didy ny fiteninao dia: "Noho izay nataon'i Yaveh ho anareo, ry olo-marina, mifalia ary misaora rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo."

Mifalia ao amin'i Yaveh

"Mifalia noho izay nataon'i Yaveh taminareo"

rehefa mahatsiaro ny fahamasinany ianareo

Ireo mety ho heviny dia 1) "rehefa mahatsiaro ny maha masina Azy ianareo" na 2) "ny anarany masina," sarinteny ho an'ny "Azy."