plt_tn/psa/096/009.md

334 B

Yaveh amin'ny fiakanjo manome voninahitra ny fahamasinany

Ny olona izay tokony hitafy akanjo maneho fa fantany fa Yaveh dia masina. "Yaveh, ary mitafy akanjo mendrika satria masina Izy." Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 29:1.

Mangovita

mangovitra noho ny tahotra

ry tany rehetra

"ny vahoakan'ny tany rehetra"