plt_tn/psa/095/004.md

16 lines
276 B
Markdown

# Eo an-tanany
Izany dia fomba fiteny izay midika "ambany fanapahany" na "Izy no tomponandraikitra amin'ny."
# lalina
toerana lalina
# avo
toerana avo
# ny tanany no nahary
Ny teny "tanana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "Izy tenany mihitsy no nahary"