plt_tn/psa/093/003.md

24 lines
1022 B
Markdown

# ranomasimbe ... ranomasina
Misy amin'ireo dika-teny mivaky hoe "ranobe ... ranobe." Ny teny matetika dia manondro ony (Jereo "ny Ony" 72:8), nefa "ranomasimbe ... ranomasina'" dia efa voafidy eto satria ny ranomasimbe, fa tsy ny ony, no misy "onja" izay "mikapokapoka sy mierona."
# nanandratra ny feony izy ireo; mikapokapoka sy mierona ny onjan-dranomasina
Ny mpanao salamo miteny ny ranomasimbe toy ny hoe olombelona afaka miteny. DH: "efa nanao feo mahery satria mikapokapoka sy mierona ny onjany"
# mierona
mamoaka feo lava sy avo.
# Ambonin'ny fianjeran'ny onja maro, ilay mpanapaka maherin'ny ranomasina
Ny andianteny "ilay mpanapaka maherin'ny ranomasina" dia midika zavatra mitovy amin'ny "onja maro" amin'ny ankapobeny ary manamafy ny haben'ireo onja ireo. DH: "Ambonin'ny fikapokapok'ireo onjan-dranomasina tena lehibe rehetra"
# mpanapaka
onja lehibe ho avy amin'ny tany
# any ambony
Ny mpanao salamo miteny an'izay onenan'Andriamanitra toy ny hoe avo ambony be amin'ny tany. DH: "any an-danitra"