plt_tn/psa/090/014.md

739 B

Omeo fahafaham-po izahay amin'ny maraina

"Omeo fahafaham-po izahay isa-maraina"

arakaraka ireo andro nampahorianao anay sy ireo taona izay niatrehanay fahoriana

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ny mpanoratra mangataka amin'i Yaveh hampifaly azy ireo amin'ny fotoana mitovy amin'ny namaizany azy ireo. DH: "amin'ny fotoana mitovy amin'ny nampahorianao anay sy nampijalianao anay"

Aoka ireo mpanomponao

Eto ny "mpanomponao" dia manondro ny vahoakan'Israely. DH: "Aoka izahay, mpanomponao" na "Aoka izahay"

aoka ireo zanakao

Eto ny "zanaka" midika an'ireo zanaka sy taranaka.

hahita ny famirapiratanao

Ny anarana "voninahitra" dia azo ambara ho "zavatra lehibe." DH: "hahita ireo zavatra lehibe ataonao"