plt_tn/psa/089/005.md

985 B

Midera ny lanitra

Eto ny "lanitra" dia maneho an'ireo izay any an-danitra.

Midera ireo fahagaganao

"Midera Anao, ry Yaveh, noho ireo zava-mahagaga ataonao"

deraina ao amin'ny fiangonan'ireo masina ny fahamarinanao

Ny anarana "fahamarinana" dia azo avadika ho "manatanteraka hatrany izay nampanantenainao hatao Ianao." DH: "Midera Anao ny fiangonan'ireo masinao satria Ianao manatanteraka hatrany izay nampanantenainao hatao"

ny fiangonan'ireo masina

Izany dia manondro an'ireo anjely any an-danitra.

Fa iza eny an-danitra no azo ampitahaina amin'i Yaveh? Iza tamin'ireo zanaka lahin'ireo andriamanitra no mitovy amin'i Yaveh?

Ireo fanontaniana roa ireo dia midika zavatra mitovy. Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa tsy misy tahaka an'i Yaveh any an-danitra.

zanaka lahin'ireo andriamanitra

Eto ny "zanaka lahin'i" dia midika fananana ny toetran'i. Izany dia fomba hanondroana fanahy hafa izay monina any an-danitra. DH: "anjely" na "masina"