plt_tn/psa/088/009.md

879 B

Mihareraky ny fahoriana ny masoko

Eto ny "maso" dia maneho ny fahafahan'olona iray mijery. Ho an'ny masony mihareraky ny fahoriana dia fomba filaza fa mahatonga azy hitomany be loatra ny fahoriana ka sarotra ho azy ny mijery.

velariko ho anao ny tanako

"asandratro aminao ny tanako." Izany dia fihetsika mampiseho fa miankina tanteraka amin'Andriamanitra izy.

Hanao zava-mahagaga ho an'ny maty ve Ianao?

Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa raha mamela azy ho faty Andriamanitra dia tsy ho afa-manao zava-mahagaga ho azy intsony Andriamanitra. DH: "Tsy manao fahagagana ho an'ny maty Ianao."

Izay efa maty ve hitsangana ary hidera Anao?

Ny mpanoratra mampiasa fanontaniana mba hanamafisana fa raha mamela azy ho faty Andriamanitradia tsy ho afaka midera an'Andriamanitra intsony izy. DH: "Fantatrao fa izay efa maty tsy hitsangana hidera Anao."