plt_tn/psa/088/003.md

695 B

Fa feno fahoriana aho

Ny mpanoratra miteny ny tenany toy ny hoe fitoeran-javatra ary ny fahoriana no mameno ny fitoeran-javatra. DH: "Fa ory loatra aho"

nahatratra ny Fiainan-tsy hita ny aiko

Eto ny "fiainana" dia maneho ny mpanoratra. Ary ny "Fiainan-tsy hita" maneho ny fahafatesana. Ny mpanoratra miteny momba ny tenany mety ho faty tsy ho ela toy ny hoe toerana ny Fiainan-tsy hita ary tonga amin'izany toerana izany izy. DH: "efa mby ho faty aho"

Ny olona mihevitra ahy toa ireo izay midina any an-davaka

Ny teny "lavaka" dia mitovy hevitra amin'ny "Fiainan-tsy hita." Ny andianteny "midina any an-davaka" dia maneho fahafatesana. DH: "Ny olona mihevitra ahy tahaka ny efa maty"