plt_tn/psa/082/001.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Asafa

"Ity dia salamo nosoratan'i Asafa"

ny fiangonana masina

"ny fipetrahana masina" na "ny fihaonana any an-danitra"

omeny fitsarana

"omeny fitsarana." Ny anarana "fitsarana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "tsarainy"

ireo andriamanitra

Ireo mety ho heviny dia 1) ireo dia fanahy hafa monina any an-danitra. DH: "ireo masina" na "ireo mpitsara masina" na 2) ireo dia olombelona mpitsara izay notendren'Andriamanitra. Ireo heviny roa ireo akory tsy midika fa andriamanitra tahaka an'i Yaveh izy ireo. Izany midika fa Andriamanitra nanome hery sy fahefana lehibe ho azy ireo. DH: "ireo mpanapaka"

Mandra-pahoviana no hitsaranareo tsy ara-drariny sy haneho fiangarana amin'ny ratsy fanahy?

Yaveh mampiasa fanontaniana mba hibedesana ireo andriamanitra amin'ny tsy fitsarana ny olona ara-drariny.

Sela

Ity dia mety ho fomba fiteny ara-mozikaly izay milaza ny olona ny fomba fihirana na fitendrena ny zava-manenony eto. Misy amin'ireo fandikan-teny manoratra ny teny Hebreo, ary misy tsy manisy izany.