plt_tn/psa/080/017.md

464 B

Ny tananao

Izany dia manondro ny fahefan'i Yaveh sy ny fandidiany.

ny olon'ny tananao ankavanana

Ny firenen'Israely, izay nofidian'i Yaveh ho vahoakany.

tananao ankavanana

Rehefa te hanome voninahitra lehilahy hafa ny lehilahy iray ao Israely, dia nataony mijoro teo an-tanany izany lehilahy izany, akaikin'ny tanany ankavanana.

tsy hiala Aminao izahay

"tsy hitsahatra hanompo sy hankatò Anao izahay" na "hanompo sy hankatò Anao lalandava izahay"