forked from WA-Catalog/plt_tn
32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Asafa manohy miteny ny fomba nametrahan'Andriamanitra ny Israely tany amin'ny taniny toy ny hoe Andriamanitra no lehilahy nanadio ny tany mba hambolena voaloboka. Raha ilaina ny mandika ny hevitry ny tantara mihoatra ny tantara fotsiny ihany, dia jereo izay nandikan'ny UDB izany.
|
|
|
|
# Nanadio ny tany ho amin'izany Ianao
|
|
|
|
"Nanadio ny tany ho an'ny voaloboka Ianao"
|
|
|
|
# nitombo faka izany
|
|
|
|
"nitombo faka ny voaloboka" na "nanomboka nitombo ny voaloboka"
|
|
|
|
# nameno ny tany
|
|
|
|
"nanarona ny tany ny sampany"
|
|
|
|
# ireo Sederan'Andriamanitra alofan'ny sampany
|
|
|
|
"ary rakotry ny sampany ireo sederan'Andriamanitra," izay maka tahaka ny matoanteny avy amin'ny fehezanteny teo aloha.
|
|
|
|
# Sederan'Andriamanitra
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "Ny hazo sedera avo indrindra," ny hazo sedera izay maniry any an-"tendrombohitra" any amin'ny tanin'i Libanona avaratr'Israely, na 2) "ireo hazo sederan'Andriamanitra manokana."
|
|
|
|
# ny ranomasina
|
|
|
|
Ny ranomasina Mediteraneana any andrefan'Israely
|
|
|
|
# ny sakeliny
|
|
|
|
ny ampahany amin'ny zava-maniry vaovao izay vao manomboka mitombo avy ao anaty tany
|