plt_tn/psa/080/007.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa miteny avy amin'ny vahoakan'Israely. Manomboka ao amin'ny andininy 8 izy dia miteny ny fomba ametran'Andriamanitra an'Israely any amin'ny taniny toy ny hoe Andriamanitra no lehilahy manadio ny tany mba hamboly voaloboka. Raha ilainao ny mandika ny hevitry ny tantara fa tsy ny tantara fotsiny ihany, dia jereo ny nandikana izany ao amin'ny UDB.

ampamirapirato aminay ny tavanao

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amin-tsitraka amin'izy ireo toy ny hoe namirapiratra tamin'izy ireo ny tavan'i Yaveh. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 80:1. DH: "miasà amim-pankasitrahana aminay"

Ianao nitondra voaloboka avy any Egypta

Asafa mampitaha ny firenen'Israely amin'ny voaloboka novononina amin'ny fambolena. DH: "Ianao nitondra anay, tahaka ny voaloboka, nivoaka an'i Egypta"

nandroaka ireo firenena sy namboly izany

Ny mpanao salamo miteny ny vahoakany toy ny hoe zava-maniry izay novolen'i Yaveh. DH: "nandroaka firenena tamin'ny taniny Ianao ka nanome izany ho anay, ilay voaloboka, sy namboly anay tany"