plt_tn/psa/079/012.md

998 B

Valio ... ny faniratsirana ... Tompo

Asafa miteny ny asa ratsy izay nataon'ireo firenena manodidina tamin'Israely ho "faniratsirana," ary toy ny hoe zavatra hita maso. Nangataka tamin'ny Tompo izy ny hanisany ireny asa ireny, ary ho an'ny tsirairay izay nahavitan'ireo firenena manodidina, dia mangataka amin'ny Tompo izy ny mba hisiana olona hanisy asa ratsy amin'ireo firenena manodidina.

Valio

"Averina"

eo am-pofoana

Eo ambony lohaliny sy feny rehefa mipetraka izy ireo. Izany dia sarinteny ho an'ny "mahitsy sy manokana"

izahay olonao sy ondry fiandrinao dia hanatitra fisaorana

Ny teny "ondry" dia sarinteny ho an'ny olona tsy manan-kery izay arovan'ny mpiandry sy tarihany. DH: "izahay vahoakanao, izay arovanao sy tarihanao, dia hisaotra Anao"

Hanambara ny fiderana Anao amin'ireo taranaka rehetra izahay

"alao antoka fa mahalala ireo zava-tsoa nataonao ny taranaka ho avy rehetra"

ny fiderana Anao

Izany dia sarinteny ho an'ny "zava-tsoa izay hideran'ny olona Anao"