plt_tn/psa/078/064.md

730 B

Lavon'ny sabatra ireo mpisorony

"Namono mpisorona Israelita maro tamin'ny sabatra ireo fahavalo"

tsy naha-tomany ireo mpitondratenany

Ireo mety ho heviny dia 1) nisy olona nanery ny mpitondratena tsy hitomany na 2) maro loatra ireo mpisorona maty ka tsy nisy intsony fotoana ho an'ny fandevenana ara-dalàna.

mpitondratena

Vehivavy maty vady

nifoha tahaka ny avy natory ny Tompo

"Izany dia tahaka ny hoe nifoha tamin'ny torimasony ny Tompo" (UDB)

tahaka ny mpiady mihikiaka nohon'ny divay

Ireo mety ho heviny dia 1) toy ny mpiady iray avy nisotro divay be loatra ka tonga tezitra satria nofohazina izy ka te hiady 2) toy ny mpiady iray nisotro divay betsaka nefa afaka misaina tsara sy miady satria avy natory.