plt_tn/psa/078/062.md

959 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.

Nanolotra ny olony ho amin'ny sabatra Izy

Asafa miteny ny vahoakan'Andriamanitra toy ny hoe zavatra madinika azon'Andriamanitra atolotra ho fanomezana, ary ny sabatra, dia sarinteny ho an'ny fahafatesana amin'ny ady, toy ny hoe olona afaka mandray fanomezana. DH: "Namela ny olona hamono ny vahoakany any an'ady Izy"

tezitra tamin'ny lovany

"tezitra tamin'ny vahoakany izay efa nolazainy fa ho azy mandrakizay Izy"

Ny afo nandevona ny zatovolahin'izy ireo

Ireo mety ho heviny dia 1) "Nampiasa afo hamonoana ny zatovolahin'izy ireo rehetra ny fahavalo" na 2) "Nalaky maty an'ady tahaka ahitra nodoran'ny afo ny zatovolahin'izy ireo." Aza mifampiresaka hoe nampiasa basy ireo olona ireo.

nandevona

Ny "mandevona" dia mihinana faran'izay haingana ny zava-drehetra.

fampakarana

Ny fankalazana rehefa manambady ny olona