plt_tn/psa/078/060.md

621 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny mpanoratra manohy mamaritra izay nataon'Andriamanitra ho an'ny vahoakan'Israely.

Namela ny heriny ho babo Izy, ary nanome ny voninahiny ho eo an-tanan'ny fahavalo

Asafa miteny ny herin'Andriamanitra sy ny voninahiny toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona baboina sy tazomina. Ny teny "hery" sy "voninahitra" dia mety ho sarinteny ho fiaran'ny fanekena. Ny teny "tanana" dia sarinteny ho an'ny fahefan'ny fahavalo. DH: "Namela ireo fahavalony hambabo ny fiaran'ny fanekeny be voninahitra Izy; nomeny malalaka azy ireo izany mba hahafahan'izy ireo manao izay tiany amin'izany"