plt_tn/psa/078/031.md

486 B

Ka dia

raha mbola teny ambavan'izy ireo ny hanina (78:29)

namely azy ireo ny hatezeran'Andriamanitra

"tezitra Andriamanitra ka namely azy ireo." Jereo izay nandikana ny "namely azy ireo ny hatezerany" ao amin'ny 78:21.

Nandavo

"namono"

tsy nino ireo asany mahatalanjona

Ny teny "asa" dia sarinteny ho an'Andriamanitra, izay nanao ireo asa. Izay tsy inoan'izy ireo dia azo ambara mazava tsara. DH: "tsy nino fa hiahy azy ireo Izy na dia nanao zava-mahagaga toy izany aza"