plt_tn/psa/078/017.md

281 B

Nihantsy an'Andriamanitra izy ireo

Izy ireo naniry an'Andriamanitra hanaporofo fa afaka manao izay nolazainy hataony Izy mialohan'ny hinoan'izy ireo Azy.

tamin'ny fony

"tamin'ny fony manontolo"

mba hahavoky azy ireo

"mba hahafahan'izy ireo mihinam-be araka izay iriany"