forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
613 B
Markdown
12 lines
613 B
Markdown
# tokoa
|
|
|
|
Ny "tokoa" dia maneho fanantenana amin'izay manaraka fa ho tanteraka tokoa.
|
|
|
|
# Hitondra fiderana ho Anao tokoa ny fitsaranao tezitra amin'ny olombelona
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "hidera Anao tokoa ny olona satria Ianao tezitra amin'ny ratsy fanahy sy hitsara azy ireny" na 2) "hanao zavatra mahatonga ny vahoaka hidera Anao tokoa ireo olona izay tezitra aminao."
|
|
|
|
# tazominao ho an'ny tenanao ny sisa amin'ny hatezeranao
|
|
|
|
Ny hatezeran'i Yaveh dia lazaina toy ny hoe zavatra izay azony afatotra amin'ny tenany tahaka ny hetra. DH: "afatotrao amin'ny tenanao tahaka ny hetra ny sisa amin'ny hatezeranao"
|