plt_tn/psa/074/020.md

1.0 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Asafa manohy ny fitarainany amin'i Yaveh.

ny faritra maizina amin'ny tany dia feno toeran'ny herisetra

Asafa miteny ny "faritra" toy ny hoe fitoeran-javatra izay afaka asiana "toeran'ny herisetra." DH: "ireo olona maherisetra manao asa ratsy amin'ny toerana maizina amin'ny tany na aiza na aiza ahafahan'izy ireo"

ny faritra maizina amin'ny tany

Ny teny "maizina" dia mety ho sarinteny ho an'ny toerana izay itrangan'ny zava-dratsy na ho an'ny tany izay nandefasana sesitany ny Israelita, nefa ireo teny ireo dia tokony ho adika ara-bakiteny raha mety.

Aza avela hiverina amin'ny henatra ireo nampahoriana

"Aza avela handavo ny nampahoriana ny olona ratsy fanahy ka hampamenatra azy ireo"

ireo nampahoriana

Ireo dia olona entin'ny olona manam-pahefana amin'ny fomba mahatsiravina.

ny mahantra sy nampahoriana

Ny teny "mahantra" sy ny "nampahoriana" dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy fa Yaveh manavotra ny maro izay mila ny fanampiany. Jereo izay nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 35:9