plt_tn/psa/071/006.md

309 B

Taminao aho no nankinina ahy hatrany am-bohoka

"Ianao no nanankinana ahy hatrany am-bohoka" na "Ianao no efa niahy ahy hatramin'izaho nivoaka tao an-kibon'ny reniko"

Ianao no ilay

"Ianao ilay"

Fitaratra ho an'olona maro aho

"Maro ny olona no mahita ny fomba fiainako ka te hiaina tahaka ny ataoko"