plt_tn/psa/069/034.md

679 B

Aoka ny lanitra sy ny tany hidera Azy ... ny ranomasina

Eto ny lanitra sy ny tany ary ny ranomasina dia lazaina toy ny hoe olombelona izay afaka midera an'Andriamanitra.

ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy.

Tokony ho efa fantatra ny hoe "Aoka ... hidera Azy." DH: "aoka ny ranomasina sy izay rehetra mihetsiketsika ao aminy hidera Azy"

Andriamanitra hanavotra an'i Ziona

Eto "Ziona" manondro ny vahoaka ao Ziona. DH: "Andriamanitra hanavotra ny vahoakan'i Ziona"

hanao izany ho fananana

Ny teny "izany" dia manondro ny tanin'ny Joda.

izay tia ny Anarany

Eto "anarana" manondro an'Andriamanitra tenany mihitsy. DH: "izay tia an'Andriamanitra"