plt_tn/psa/068/032.md

616 B

ianareo ry fanjakan'ny tany

Eto ny "fanjakana" manondro ireo olom-pirenen'ny fanjakana. DH: "ianareo ry vahoaka izay olom-pirenen'ny fanjakana manerana ny tany rehetra" (UDB)

Ho Azy izay miakatra any amin'ny lanitry ny lanitra

Ny teny "Mihira" dia azo apetraka ho fanombohan'ity andininy ity. Eto Andriamanitra dia sooritana toy ny hoe mandeha amin'ny kalesy eny an'habakabaka. DH: "Mihirà ho an'Andriamanitra izay mandeha mamakivaky ny habakabaka amin'ny kalesiny"

Izy manandra-peo amin-kery

Ity fomba fiteny ity midika fa miteny amin-kery Izy. DH: "mihiaka amin-kery Izy" na "miteny mafy dia mafy Izy"