plt_tn/psa/068/022.md

20 lines
858 B
Markdown

# Ho entiko miverina izy ireo
Ny teny "izy ireo" manondro ireo fahavalon'Andriamanitra
# ny lalin'ny ranomasina
Izany dia fomba fiteny izay manondro ny faritra lavitra indrindra amin'ny tany izay mety tadiavin'ny olona handosirana an'Andriamanitra.
# hanorotoro ireo fahavalonao
Ny fahapotehan'ireo fahavalon'Israely tanteraka dia lazaina toy ny hoe notorotoroin'ny Israelita tao ambany tongony izy ireo. DH: "handavo tanteraka ireo fahavalonao"
# mandroboka ny tongotrao anaty rà
Ny herisetra avy amin'ny fahapotehan'ireo fahavalo dia lazaina ho tena endrika kisarisary, toy ny hoe ny Israelita hijoro ao anaty ràn'ireo fatin'ny fahavalony"
# hahafahan'ny lelan'ireo amboanao hanan-jara
Ny fandatsahan-drà avy amin'ny ady amin'ireo fahavalon'Israely dia lazaina toy ny hoe tena lehibe ka dia holelafin'ny alika amin'ny lelany ny rà mandriaka.