plt_tn/psa/067/005.md

8 lines
380 B
Markdown

# Aoka ny olona hidera Anao ... aoka ny olon-drehetra hidera Anao
Ny fehezanteny faharoa manamafy ny hevitry ny voalohany mba hanamafisana ny maha zava-dehibe ny midera an'Andriamanitra.
# Ny tany efa namoa ny voany
Eto ny mpanoratra miteny ny "tany" toy ny hoe voafidy hamatsy ;vokatra ho an'ny olombelona. DH: "Efa nijinja vokatra maro dia maro avy amin'ireo volinay izahay"