plt_tn/psa/063/011.md

12 lines
459 B
Markdown

# ny mpanjaka
Miresaka momban'ny tenany Davida. Azo adika mazava izany. DH: "Izaho, mpanjakan'Israely," (UDB)
# mianiana amin'ny alalany dia hirehareha Aminy
Ny teny hoe "Aminy" dia manondro an'Andriamanitra.
# fa ny vavan'ireo izay milaza lainga dia hikombona
Eto ny hoe "ny vava-" dia ilazana ny olona manontolo. Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "fa hampangina ireo mpandainga Andriamanitra: na "fa hampangina ireo izay mandainga Andriamanitra"