plt_tn/psa/063/001.md

617 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.

Salamo nataon'i Davida

Ireo mety ho heviny dia 1) Davida nanoratra ny salamo na 2)ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.

fatratra

"tokoa"

mangetaheta Anao ny fanahiko, ary maniry Anao ny nofoko

Mitovy ny hevitr'ireo fehezanteny ireo ary niaraka nampiasaina izany mba hanasongadinana ny halehiben'ny fanirian'ny mpanoratra hiaraka amin'Andriamanitra. DH: "maniry ny hiaraka Aminao fatratra ny amiko manontolo"

maina sy karakaina

"migaina,tany maina"