plt_tn/psa/062/005.md

559 B

satria mitoetra ao Aminy ny fanantenako

"satria apetrako ao Aminy ny fanantenako"

Izy irery ihany no vatolampiko sy famonjena ho ahy; Izy no fiarovako avo

Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe vatolampy sy fiarovana avo Andriamanitra. Ireo fanoharana roa ireo dia mampiseo ny fiantohan'Andriamanitra fiarovana eo amin'ireo fahavalo. Eto ny hoe "famonjena" dia midika fa namonjy ilay mpanoratra Andriamanitra. Jereo ao amin'ny 62:1 ny fomba nandikanao izany.

tsy hangozohozo aho

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "tsy hisy afaka hanozongozona ahy"