plt_tn/psa/061/008.md

281 B

Hihira fiderana ho an'ny Anaranao mandrakizay aho

Eto ny hoe "anarana" dia misolo tena an'Andriamanitra ihany. DH: "hihira fiderana ho Anao mandrakariva aho" (UDB)

ireo voadiko

Izany dia ilazana ny fampanantenana ny amin'ny hanolorana sorona isan'andro ho an'Andriamanitra.