plt_tn/psa/061/004.md

632 B

hialoka ambany alok'ireo elatrao

Ny fandehanana mialoka amin'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mitoetra ao Aminy. Eto dia misy fanoharana izay milaza fa ny fiarovan'i Yaveh dia tahaka ny akohovavy miaro ny zanany ao ambany elany. DH: "hankany Aminao ilay fiarovana tahaka ny akohokely voaaro ao ambany elatry ny reniny"

efa nanome ahy ny lova-

Ataon'ny mpanoratra toy ny hoe lova noraisin'izy ireo ny tso-dranon'Andriamanitra. DH: "efa nanome tso-drano''

izay manome voninahitra ny Anaranao

Eto ny hoe "ny Anaranao" dia nidika hoe Andriamanitra. DH: "izay manome voninahitra Anao" na "izay tena manaja Anao fatratra" (UDB)