plt_tn/psa/057/002.md

594 B

izay manao ny zava-drehetra ho ahy

Izany dia manazava ny antony hitarainany amin'Andriamanitra. Azo adika ho "satria" izany. DH: "satria Izy manao ny zava-drehetra ho ahy"

izay mamely ahy

Ny fahasiahan'ny fanafihan'ireo fahavalo dia lazaina toy ny hoe izy ireo manorotoro ny vatany amin'ny fanitsakitsahany izany. DH: "izay mamely mafy ahy"

Andriamanitra handefa ny hatsaram-panahiny sy ny fahatokiany amiko

Ny hatsaram-panahy sy fahatokian'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Izy nandefa ny hatsaram-panahiny sy ny fahatokiany. DH: "Andriamanitra ho tsara fanahy amiko ary matoky"