plt_tn/psa/055/019.md

269 B

hihaino azy ireo

"hihaino ireo fahavaloko" na "hihaino izay lazain'ireo fahavaloko." Misy amin'ireo dika-teny manao hoe "hihaino ahy."

hampietry azy ireo

Ny fomba hampietren'Andriamanitra azy ireo dia azo ambara mazava tsara. DH: "hampietry sy handavo azy ireo"