plt_tn/psa/055/015.md

1.1 KiB

Aoka ho tonga amin'izy ireo amin'ny tsy ampoizina ny fahafatesana

Ny fahafatesana dia lazaina toy ny hoe olona iray izay afaka mamely vahoaka. DH: "Aoka ireo fahavaloko ho faty tampoka"

aoka hidina velona any amin'ny Fiainan-tsy hita izy ireo

Ny andalam-pahafatesana tampoka dia lazaina toy ny hoe olona mankany amin'ny Fiainan-tsy hita malaky mialohan'ny hahafaty azy ireo. DH: "aoka izy ireo handeha tampoka any amin'ny Fiainan-tsy hita"

faharatsiana no itoerany

Ny faharatsiana dia lazaina toy ny hoe zavatra izay mety ho any amina toerana iray. Ny faharatsiana mahazatra ireo fahavalony dia lazaina toy ny hoe niaraka tamin'izy ireo na nanakaiky azy ireo. DH: "manao zava-dratsy mandrakariva izy ireo eny amin'izay itoerany"

na aiza na aiza misy azy ireo

Ity andianteny ity dia manatevina ny hevitra amin'ny faharatsiana izay akaiky dia akaiky azy ireo. Eto ny faharatsiana dia lazaina toy ny hoe tsy ao amin'ny fonenan'izy ireo ihany fotsiny, fa na aiza na aiza misy azy ireo mihitsy. DH: "Manao zava-dratsy hatrany izy ireo na aiza na aiza misy azy ireo"