plt_tn/psa/052/006.md

307 B

Hahita izany ihany koa ny olo-marina dia hatahotra

Hahita an'Andriamanitra hanala azy ny marina ka hatahotra"

Indro

"tokoa"

tsy nanao an'Andriamanitra ho fialofany

Eto ny "fialofana" dia maneho fiarovan. DH: "tsy nanao an'Andriamanitra ho fiarovany" na "tsy nangataka an'Andriamanitra hiaro azy"