plt_tn/psa/051/017.md

883 B

Ireo soron'Andriamanitra

"Ireo sorona izay ankasitrahan'Andrimanitra"

fanahy torotoro

Ny fanahy torotoro dia maneho toe-tsaina manetry tena. DH: "fanetren-tena" na "ny olona iray izay tonga manetry tena"

ny fo torotoro sy mangorakoraka

Ny mha manetry tena sy manenina amin'ny fahotan'ny olona iray dia lazaina toy ny hoe manana fo torotoro sy mangorakoraka. Ny fo maneho ny fihetseham-po sy sitrapo. DH: "alahelo sy fanetren-tena" na "ny olona iray izay manenina amin'ny fahotany sy manetry tena"

Areno indray ny mandan'i Jerosalema

Ny mandan'ny tanàna dia miaro izany sy ny olona ao aminy. Ireo mety ho heviny dia 1) "manao anay hanorina indray ny mandan'i Jerosalema" na 2) "miaro an'i Jerosalema sy manamafy azy"

hanolotra ombilahy eo amin'ny alitara ny vahoakanay

Ny ombilahy matetika dia nampiasaina ho bibin'ny fisoronana, araka ny torolalan'Andriamanitra.